Famendrahana, mitohy hatrany

Mitohy hatrany ny famendrahana eraky ny fokontany maro eto Antananarivo toy ny teny amin’ny Fokontany Antoamadinika III G hangar sy Fkt Antoamadinika atsimo (bureau Fkt, Tsena,lalan-kelt,gare routière, pompe publique,…)

Close Menu