Fizarana Covid Organics sy famendrahana tany amin’ny boriborintany faha-5

Nitohy teny amin ny Boriborin tany faha V ny fizarana Covid Organics ho an’ny vahoaka rehetra anio sy ny fanondrahana fanafody manerana ny tanana ahafahana miady hatrany amin ity areti mandoza ity.Izay niandraketan ireo Tompon Andraikitra rehetra ao amin ny CRCO ANALAMANGA notarihan ny GOVERNORA sy ny Solom bavam bahoakan ny Boriborin tany faha V niaraka tamin ny Ekipan ny rehetra eto amin ny Faritra Analamanga.Voahaja hatrany ny fepetra ara pahasalamana tokony arahina nandritra ny fizarana ary nilamina tanteraka ny vahoaka teto.

Close Menu