Nahazo fitaovana maro isan-karazany hoentina miatrika ny Covid19 ny CRCO Analamanga

Amin’ny anaran’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoranafo, amin’ny anaran’ny Ministra Ramarolahy Christian, izay nosoloin’ny Sekretera Jeneraly Andriatongarivo Andry,dia nanolotra fitaovana entina miady amin’ny Corona toy ny, thermometre infrarouge, combinaison, cache bouche, lunette, gants, ets..Ireo dia nomena ny CRCO Analamanga izay nosoloin’ny Filohany tena dia ny Governora Hery Rasoamaromaka tena.Isaorana manokana ny Société CWE (China Water and Electricity) nanome ireo fitaovana ireo.Rehefa miaraka isika dia mandresy.

Close Menu