Hetsika famendrahana fanafody mamono tsimok’aretina atao amin’ireo fitateram-bahoaka

Mitohy niany 23 Jolay hatramin’ny sabotsy 25 Jolay 2020 ny hetsika famendrahana fanafody mamono tsimok’aretina atao amin’ireo fitateram-bahoaka eto Toamasina antampon-tanàna .Tsy mitsahatra ny CRCO Toamasina misaotran’ireo mpiara-miombon’antoka amin’ity hetsika ity .Toamasina manambatra angovo sy Miray hina miady amin’ny coronavirus

Close Menu