MENETP:Fizarana ireo boky ahafahan’ireo mpianatra mampiana-tena
Natomboka tamin’ny fomba ofisialy androany 11 May 2020 teny amin’ny CEG Ambanitsena, CISCO Manjakandriana, ny fizarana ireo boky ahafahan’ireo mpianatra mampiana-tena na “livrets d’apprentissage” antsoina
MENTEP: Fizarana fitaovana hoentina miady amin’ny corona virus amin’ireo faripiadidiam-pampianarana
Mbola mitohy hatrany ny fizarana ireo fitaovana avy amin’ny fitondram-panjakana entina miady amin’ny valan’aretina CORONAVIRUS ho an’ireo faripiadidiam-pampianarana ao Ihorombe, Analanjirofo sy Sofia. Ireto avy
MENETP: Fizarana Tambavy CVO amin’ny mpianatra hanala fanadinana
Mitohy ny fizarana ny tambavy CVO ho an’ireo mpianatra hanala fanadinana. Nahazo ny anjarany androany ny CISCO Manjakandriana, Anjozorobe, Andramasina ary Ankazobe. Nisolo tena an-dRamatoa
Asa famendrahana ireo sekolim-panjakana rehetra eto Antananarivo
Natomboka ny Alarobia 22 aprily 2020 teo ny asa famendrahana ireo sekolim-panjakana aryfaranana ny Alahady 26 aprily 2020 .Ny sekoly tsirairay dia omena ilay fitaovana