Ireo fepetra noraisina mandritra ny 15 andro, mifanaraka amin’ny hamehana ara-pahasalamana – 06 Septambra 2020
FITANDREMANA FOTOTRA SY ANKAPOBENY Tsy maintsy manao arovava-orona ny olon-drehetra rehefa mivoaka ny trano. Ny tsy fanajana an’izany dia mahavoasazy hanantanteraka Travaux d’Intérêt Général. Tsy
FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA, 12 Jolay 2020
✔️Izay tsy maheno tsironkanina sy tsy maheno fofona dia efa manambara fa voan’ny CORONAVIRUS 100% izay. 🛑 ANALAMANGA: ✔️Hatramin ny 12 atoandro no afaka miasa
FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA, 31 Mai 2020
✅ Mangataka mpitandro ny filaminana ho entitra amin’ny fandrarana ny fivoahana antsokosoko izay nampiparitaka ny aretina amin’ny faritra hafa.✅ Tsy adin’ny fanjakana irery izy ity
FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA, 17 Mai 2020
– Mihatra mandritra ny 15 andro manaraka ny hamehana ara-pahasalamana eto amin’ny tanin’ny Repoblikan’i Madagasikara – Hamafisina ny fampiharana ny fepetra rehetra teo aloha mahakasika
FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA, 05 Mai 2020
Ho an’ny faritra Analamanga, Haute MATSIATRA, Toamasina, Alaotra Mangoro dia mbola mihatra ny fepetra rehetra noraisina 15 andro lasa izay : – Mbola mikatona avokoa ny
FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA, 19 APRILY 2020
✅Miverina tsikelikely ny andavanandrom-piainana, @6 ora maraina hatramin’ny 1 ora tolakandro no miasa. ✅Ho an’ny eto Tana-Fianarantsoa-Toamasina, dia tsy mbola mahazo mivoaka ny faritra ny
FAMINTINANA NY KABARIN’NY FILOHAM-PIRENENA, 22 MARTSA 2020
👉12 ireo voamarina fa voan’ny CORONAVIRUS ka ny 9 amin’ireo dia nandeha tamin’ny si dina Air France AF 👉”Confinement total” ho an’Antananarivo sy Toamasina mandritra