Fanomezana avy amin’ny gouvernemanta Sinoa

Tonga androany tamin’ny 1ora sy sasany teo ny fiaramanidina avy any Beijing nitondra ireo fanampiana avy amin’ny Governemanta Sinoa ho an’ny Governemanta Malagasy entina miady amin’ilay valanaretina covid19, ireto avy ireo fanomezana ireo :
1- Nucleic acid diagnostik kit PCR : 20016 Tests / 21 cartons
2- Non invasif ventilator : 30 sets / 50 cartons
Fanin-telony izay ny governemanta Sino no nanampy tamin’ity ady amin’ny coronavirus ity.
Tena mamaly ny antson’ny fitondram-panjakana malagasy ireto fanomezana atolotry ny governemanta Sino ireto.

Close Menu