Sidina avy any Frantsa
Sidina Air Madagascar avy any Frantsa niainga tao Paris ny alarobia 23 septambra tamin’ny 6ora hariva hihazo an’I Madagasikara ka tonga tao Antananarivo ny Alakamisy
Ireo fepetra noraisina mandritra ny 15 andro, mifanaraka amin’ny hamehana ara-pahasalamana – 20 Septambra 2020
FITANDREMANA FOTOTRA SY ANKAPOBENY Tsy maintsy manao arovava-orona ny olon-drehetra rehefa mivoaka ny trano, ny tsy fanajana an’izany dia mahavoasazy hanantanteraka Travaux d’Intérêt Général. Ny
Sidina avy any Afrika
Sidina avy any Afrika Addis Abeba tonga teto Antananarivo ny alaroby 16 septambra 2020 tamin’ny 10ora sy 10mn izay fiara-manidin’i Air Madagascar nitondra mpandeha 212
Sidina avy any Eoropa
Arrivée du vol Air Madagascar en provenance de l’Europe à 8h 50mn 264 passagers Test PCR effectué par le DVSSER et le BIS. Lieu de
Sidina avy any La Réunion
Arrivée du vol Tsaradia en provenance de La Réunion à 15h 30mn 25 passagers Lieu de confinement hôtel Ilo, hôtel Ibis.
Sidina avy any Chine
Fahatongavan’ny sidina Airmadagascar avy any Chine omaly alakamisy 10 septambra tamin’ny 6 ora sy 25 mn hariva teo, nitondra mpandeha 187, 90 no malagasy ary
Sidina nitondra fanampiana avy amin’ny ambasadin’ny Repoblikan’ny Corée
Sidina avy any Etiopia niainga tao Addis Ababa hihazo an’Antananarivo tonga ny Alahady 06 septambra 2020 tamin’ny 3 ora latsaka 10 mn nitondra fanampiana avy